Aller au contenu

mahafantatra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

Fiaviana ary tantaran'i « mahafantatra » Etimôlôjia

Matoanteny

mahafantatra AAI : fanononana ?

...
(Sary)
  1. Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra i [...]Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho [...]Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena a [...]
    • (Ohatra tsy ampy)

Dikan-teny

  1. afrikaans : weet
  2. alemaina : auskennen
  3. anglisy : know
  4. arabo : عرف
  5. biolgara : зная
  6. bretôna : gouzout
  7. danisy : vide
  8. eoskara : jakin
  9. espaniôla : saber
  10. esperanto : scii
  11. estoniana : teadma
  12. feroianina : vita
  13. finoa : tietää
  14. frantsay : savoir
  15. grika : ξέρω
  16. hindi : जानना
  17. hongariana : tud
  18. ido : savar
  19. inoktitoty : ᖃᐅᔨᒪ-
  20. italianina : sapere
  21. japoney : できる
  22. katalana : saber
  23. kinyarwanda : rongorana
  24. kiorda : zanîn
  25. korana : 알다
  26. koreana : 알다
  27. latina : agnosco
  28. litoanianina : žinoti
  29. malay : tahu
  30. nerlandey : weten
  31. persana : دانستن
  32. poloney : wiedzieć
  33. portogey : aperceber-se
  34. romainina : cunoaște
  35. rosy : познавать
  36. sinoa :
  37. soedoa : veta
  38. tagalaoga : málaman
  39. vietnamiana : biết

{{}} :