kokoa
Apparence
Finoa
[Ovay]Endrik’anarana
kokoa ♦ X-SAMPA : Fanononana ?
- partitiva singiolary ny teny koko
Jereo koa : -kokoa |
Malagasy
[Ovay]Mpamaritra
- p.mt.: Teny atao eo aorian'ny p.t.: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin'ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny uy,
- Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro.